Sport

Ekipa ォ fair play サ Hampihavana amin地y alalan地y fanatanjahantena


  • Alatsinainy 13 Febroary 2017

Hampivondrona ny malagasy amin地y alalan地y baolina kitra izay mpanjakan地y fanatanjahantena, hoy ry zareo avy eo anivon地y ekipa 吐air play�

, na ilay hoe ekipan’ny fampihavanam-pirenena eo amin’ny resaka baolina kitra ivondronan’ireo mpanao politika. Tsy niala fa tazana hatrany ato anatin’ity ekipa ity daholo ireo firehana rehetra toy ny Vahoaka miray, ny Tiako I Madagasikara, ny Arema, ny vondrona Mapar ary ny Hery vaovao ho an’i Madagasikara. Ny zoma teo moa no nifampiarahaba noho ny fahatrarana ny taona tetsy amin’ny kianjaben’i Mahamasina ny ekipa ary nilaza izy fa mino sy manantena fa ny fanatanjahantena no anisan’ny fitaovana mahomby indrindra hamitrana ny fihavanana eto amin’ny firenena. Tao anatin’izay 6 taona nijoroany izay dia nilaza ho manam-pikasana ny hampivelatra ny hetsiky ny ekipa amin’ny fanohanana ny asa soa toy ny ataon’i Mompera Pedro ny ekipa “fair play”. Maitre Kira sy maitre Michel ary maitre Abdou moa no mpanazatra an-dry zalahy ireto.

Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin窶冓ty sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maテョtre
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT