Sport

Rugby Malagasy Nifoha tamin’ny torimasony i Fafah


  • Alatsinainy 16 Janoary 2017

Noho ny fahatsapany fa milentika andro aman’alina any anaty lavaka mangitsokitoka ny taranja rugby ŕ XV noho ny fampidirana lalina resaka politika ao anatiny

, dia nifoha tamin’ny torimasony i Fafah na Razafiarison François Xavier mpitantana ny seksiona Antananarivo-Renivohitra fahiny ka nilazany fa tsy hiandaniany amin’ny ankolafy izatsy na ankolafy izaroa ny fanambarana fa tsy tokony hifanalabaraka an-toerana ny mpisehatra rehetra tsy an-kanavaka eo amin’ity taranja ity ka tokony hatsangana haingana tsy misy atak’andro ny “Comité des Sages” hoan’ity taranja ity, ho fanarenana azy, fa manana olo-kendry be dia be ny  tontolony.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i MaĂ®tre
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT