Sport

Boriborintany faha-4 Fanatanjahantena no iadiana amin’ny zava-mahadomelina


  • Alatsinainy 20 Febroary 2017

Arovana tsy hirona amin’ny fifohana sy fidorohana zava-mahadomelina ireo tanora ao amin’ny Boriborintany fahefatra.

Nitohy ny sabotsy teo tetsy Mahamasina ilay hetsika ara-panatanjahantena nentina nanentanana sy namalifaliana azy ireo ka tanora manodidina ny 70 isa no tonga nandray anjara tamin’izany, lanonana teo ambany fiahian’ny solombavambahoaka voafidy tamin’ny anaran’ny antoko Tiako I Madagasikara Ramandimbisoa Felix mivady. Ankoatra ny fanaovana zumba dia nisy ihany koa ny lalao basket baolina, hetsika notanterahina efa ho roa herinandro izao. Tanjona moa ny hanampiana ny tanora tsy hidonanam-poana, antony iray manosika azy ireny handray na hifoka zava-mahadomelina ho an’ny zatovolahy, toraka izay ihany koa ny zatovovavy mba tsy hiroso amin’ny fanambadiana aloha loatra na koa ny fitondrana vohoka aloha loatra.


Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i MaĂ®tre
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT