Sport

Ralaivao Lovatiako Hampandroso ny fanatanjahantena malagasy ny CDMT


  • Talata 28 Martsa 2017

Manomboka izao, hoy ny SG-n’ny minisiteran’ny fanatanjahantena teny Carion ny sabotsy teo dia tsy misy volam-panjakana holanilaniana fahatany izany raha tsy misy tetikasa mazava voafaritry ny CDMT na ny Cadre de Developpement à Moyen Terme nifanarahana tamin’ny minisiteran’ny vola.

Ho an’ny eo anivon’ity minisitera ity ary dia nambarany mazava fa anisan’ireo federasiona voafidy hanaovana andrana na « Pilote » amin’ity tetikasa hampiharina mandritra ny 3 taona 2018-2020 ity ny Federasion’ny Baolina kitra Malagasy. Hatramin’izay tokoa mantsy, hoy izy, dia toa zary lasa « Agence de voyages » fotsiny ho an’ireo federasiona manana atleta hivoaka any ivelany ny minisiteran’ny spaoro malagasy fa tsy mba nisy fampandrosoana tena nimasoany izany hampandrosoana ny fanatanjahantena eto amintsika.

Ntsoavina Evariste


 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT