Sport

KIANJA MITAFON’I MAHAMASINA Ho ambohipihaonan’ny mpiantsena sy ny mpivarotra


  • Alakamisy 16 Martsa 2017

Ho ambohipihaonan’ny mpiantsena sy ny mpivarotra indray manomboka ny 29 martsa ho avy izao etsy amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina.

 Hotanterahina manomboka amin’io andro io, haharitra dimy andro indray  ilay hetsika La grande Braderie de Madagascar karakarain’ny Madavision, andiany voalohany amin’ity taona ity. Ekena, hoy Ramatoa Harilala Ramanantsoa, fa mihena ny fahefa-mividin’ny mpiantsena  tao anatin’ireo andiany maromaro efa notanterahina teo aloha saingy mavitrika hatrany ny mpandray anjara satria dia mbola tafakatra 200 isa izy ireo. Tanjona ny hanampiana ny mpivarotra mba handafosany ny entany, eo ihany koa ny mpividy hahazo entana marika tsara sady mora. Nomarihiny manokana fa hiezaka hanara-maso akaiky ireo mpandray anjara tsy manao fihenam-bidy izy ireo saingy mety hisy ny entana mitovy saingy tsy mitovy ny toerana nakana azy, antony mahasamihafa ny vidiny.

Pati


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i MaĂ®tre
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT