• Sabotsy 10 Septambra 2016
Sport.TAPANY Hazakazaka fiarakodia

Taorian’ny “Rallye du Boeny” ny volana aogositra lasa teo dia hangotraka indray ny fifaninanana hazakazaka fiarakodia hatao eny Ambohimalaza anio sabotsy 10 septambra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Aogositra 2016
Sport.Fitsinjovana ny fanatanjahantena Mahery am-boalohany ny fanjakana

Manana mpanao fanatanjahantena maro efa nitondra avo ny voninahi-pirenena i Madagasikara saingy toy ny afo mololo ny fitsinjovan’ny fanjakana ireny olona ireny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Jolay 2016
Sport.FTBF Antaninarenina Mpikatroka 55 notolorana diplaoma sy fehinkibo vaovao

Mpikatroka niisa 55 mpiangaly ny taranja Kick Boxing, avy ao amin’ny klioban’ny FTBF na Full Thai Bong Finances etsy Antaninarenina tarihan’i Me Patrice Rakotonindrina tepana mainty 5è degré,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Jona 2016
Sport.« Coupe du 26 juin ASSCA » Raikitra ny ampahefa-dalana

Tapitra ny sabotsy 11 jona 2016 lasa teo ny fifanintsanana isam-bondrona amin’ny fifaninanana Foot à 11 “COUPE 26 JUIN 2016 » karakarain’ny Amitie Sportive et Socio-Culturelle Avaradrano (ASSCA) eny amin’ny kianjan’ny kaominina Ankadikely.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Mey 2016
Sport.Malagasy Rugby – CAN Hanome ireo kojakoja hamitana ny kianjan’i Mahamasina

Hanolotra ireo fitaovana sy kojakoja ilaina amin’ny famitana ny kianjan’i Mahamasina ny Malagasy Rugby izay hampiasa io fotodrafitrasa io handraisana ny fiadiana ny amboaran’i Afrika sokajy B ny 12-19 jona izao, izany hoe afaka telo herinandro sisa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Mey 2016
Sport.Rugby – Oseana indiana Hatao eny amin’ny kianjan’Alarobia raha...

Lasa ny mamba, misosoka ny voay ! Vita ny fiadiana ny amboaran’ny filoha dia miala any indray ny fiadiana ny amboaran’ny oseana Indiana hokarakarain’ny Malagasy Rugby eo ambany fiahian’ny AROI, rafitra misahana ny taranja aty amin’ny ranomasimbe Indiana.

Hamaky ny tohiny
FTT