Sport

Rallye TMF andiany faha-4 Raikitra ny 24-26 aogositra


  • Alakamisy 24 Aogositra 2017

Tany Mahajanga hatrany no nanatanterahana ireo andiany 12 tamin’ny Rallye TMF. Niova kely tamin’ity andiany faha-13 ity satria eto Antananarivo indray no hatao ny 24,25 ary 26 aogositra 2017.

Ny antony, hoy Rakotomalala Feno filohan’ny klioba TMF Rallye, dia satria vitsy loatra ireo mpandray anjara rehefa tontosaina any Mahajanga ny fifaninanana ka mitarika fandaniana mihoapampana ho an’ny klioba. Mirefy 391,83 km ny halaviran-dalana hodiavin’ireo mpifaninana izay ahitana dingana manokana na ES miisa 12 mirefy 182,52 km. 23 no isan’ireo ekipazy nisoratra anarana.

 

1-N°12 : Nirina-Alcazaria Jr – Peugeot 206 – Fmmsam – M11 (Mixte - Jeune)

2-N°47 : Pattie-Jennie – Citroën Visa – Asacm – M 10 (Feminin Rookie- Jeune)

3-N°15 : Ns-Dorax – Renault Clio – Fmmsam – M 11 (Jeune)

4-N°1 : Ndrianja-Fanja – Subaru – Asacm – N 4 (Mixte)

5-N°50 : Fidi-Naina – Renault Clio – Asacm – M 11

6-N°2 : Gerard-Teddy – Mitsubishi Evo 9 – Fmmsam – N 4

7-N°26 :Domvala-Tita – VW Polo Tdi –Asacm – M 12 2RM

8-N°10 : Yves-Nitro – Subaru – Tmf/Asacm – N 4

9-N°6 : Tahina-Baovola – Subaru – Asacm –  M 12 4RM-(Mixte)

10-N°4 : Tahina-Tahiry – Subaru – Asacm – N 4 (Mixte)

11-N°20 : Alcazaria-Mini Alcazaria – Peugeot 205 – Fmmsam – M 11 (Feminin)

12-N°75 : Tanjona-Dinax – Subaru – Fmmsam – M 12 4RM

13-N°54 : Mini Sten-Judi – Peugeot 106 – Fmmsam – M 10 (Jeune-Mixte)

14-N°5 : Hery Be-Fafah – Mitsubishi Evo X – Tmf/Tacs – N 4

15-N°69 : Haja D-Alain – Ssangyong Actyon – Tmf/Asacm – T 2M

16-N°30 : Hanitra-Toonie – Subaru – Acct/Ama – M 12 4RM

17-N°28: Andy-Babaina –Peugeot 205 – Tmf/Fmmsam – M 11 (Rookie-Jeune)

18-N°11 : Boana-Miangaly – Subaru – Fmmsam/Acct – m 12 4RM (Mixte-Jeune)

19-N°55 : Kevin-Princy – Citroën Saxo – Asacm – M 10 (Jeune)

20-N°56 : Vahatra-Yoan – VW Golf – Fmmsam – M 11 (Rookie-Jeune)

21-N°17 : Dani-Hendry – Citroën Saxo – Asa Tanà/Fmmsam – M 10 (Jeune)

22-N°52 : Ny Anjara-Gasylah –Subaru – Asacm – N 4 (Rookie-Jeune)

23-N°29 : Jeffy James-Jordanis – Peugeot 205 – Tmf/Asacm – M 12 2RM (Jeune)

 

Ntsoavina Evariste

 


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT