Sport

Kitra – Seksiona Ambatondrazaka Raikitra ny fifanintsanana


  • Sabotsy 02 Septambra 2017

Ny sabotsy 2 sy alahady 3 septambra no hanombohan’ny fifanitsanana ho amin’ny fiadiana ny amboara ny seksiona Ambatondrazaka eo amin’ny taranja baolina kitra diviziona faharoa.

Klioba miisa 16 no hifanintsana ao anatin’ny telo volana. Nozaraina vondrona roa izy ireo ka ao amin’ny vondrona A no misy ny AMI Station, FC Voromanga Atsangasanga, FC Cobra Ilafy, FC Saint Michel Morarano Chrome, Zouk Massic Ambakireny, Etoile de l’Est Andingadingana, FC Fitiavana Manakambahiny Ouest ary ny FC Catch Fan Marianina. Mandrafitra ny vondrona B kosa ny AJA Ambatondrazaka, FC Fitiavana Andrarabaribe, FC Mami Manak’Ouest, AS Star Ambatondrazaka, FC Silac Ambalavato, JMA Ampasambazimba, FC Jivan Sport Ambatondrazaka ary ny FCM Mangalahala. Hanokatra ny lalao amin’io sabotsy io ny fihaonana eo amin’ny Ami Station sy ny FC Voromanga.

 Niry A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT