Sport

THB Champion’s League Malagasy Mitarika vonjimaika ny Cosfa, Hzam, Elgeco Plus ary ny Cnaps Sport


  • Alatsinainy 04 Septambra 2017

Nahazoam-bokatra ny andro faharoan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny baolina kitra 2017. Mahajanga :

FC Iharana 1 – 1 MTM ; USSK Ambanja 2 – 2  Varatraza ; Fosa Juniors 0 – 1 Cosfa. Mitarika ny Cosfa ao amin’ity vondrona ity manana isa 6. Toamasina :  RTS Jet Mada 1 – 0 Ajesaia ; HZAM Amparafaravola 2 – 0 STF ; Fifafifi 3 – 3 FC Vakinankaratra. Mitarika ny  HZAM manana isa 6 miabo 3. Antananarivo : Top Dom 2 – 1 VFM ; FC managnara 0 – 1 FC Malaimbandy ; Elgeco Plus 8 – 0 FC Maeva. Mitarika ny Elgeco Plus manana isa 6 miabo 13.  Fianarantsoa : 3Fb 5 – 2 AS Espoir ; FC Angele 6 – 1 JSA ; Zanakala Fc 1 – 4 Cnaps Sport. Mitarika ity farany manana isa 6 miabo 10. Amin’ny alarobia 6 septambra ny andro faha-3 amin’ity fifaninanana ity.

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT