Sport

Basikety - U16 vehivavy Fantatra ireo tafita amin’ny manasa-dalana


  • Sabotsy 02 Septambra 2017

Taorian’ireo lalao ampahefa-dalana vita omaly zoma 01 septambra ka nahazoana ireo vokatra :

 

 Cospn 2 – ASE  (68-20) ; Fandrasa - SGPI (75-47) ;  Fandrefiala - Mb2All (54-57) ;  Tamifa -  Serasera (59-72)  dia fantatra avokoa ankehitriny ireo ekipa efatra hiatrika ny lalao manasadalana amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny taranja basikety baolina sokajy latsaky ny 16 vehivavy hotontosaina ao amin’ny kianjan’Antamponivinany anio sabotsy 2 septambra 2017.

Ntsoavina Evariste





Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT