Sport

Ady totohondry Malagasy Hatao eto Antananarivo ny tompondaka nasionaly


  • Sabotsy 02 Septambra 2017

Tsy miraviravy tanana izahay mpitantana ny ady totohondry Malagasy,

 

 hoy ny filoha lefitry ny FMB na Federation Malagasy de Boxe Andriamanampisoa Gégé Bosco, na dia tsy afa-niatrika ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany natao tany Hamburg Allemagne aza ny atleta Marco Jérôme tamin’ny 20 aogositra-03 septambra 2017 lasa teo fa mikarakara hatrany ireo tanora mpilalao Malagasy eo amin’ity sehatra ity. Manomana fatratra ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara 2017 hotontosaina eto Antananarivo amin’ny 28,29,30 septambra sy ny 01 oktobra ho avy izao, araka izany, ry zareo ankehitriny, satria efa vita avokoa ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligy rehetra miisa 11 eto amin’ny Nosy na dia mbola hamerina ny azy aza ato ho ato ny ligin’Analamanga.

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT