• Talata 29 Aogositra 2017
Sport.Rugby à 7 teny Andohatapenaka Hisafidianana ireo mpilalao ho any Ouganda

Nanatontosa “Tournoi Rugby à 7” teny amin’ny kianjan’ny Makis teny Andohatapenaka ny sabotsy 26 sy alahady 27 aogositra teo ny Malagasy Rugby mba hahazoana mifantina ireo mpilalao ho any Ouganda hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika taona 2017 eo amin’ity taranja ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Aogositra 2017
Sport.Foot à 7 sy à 9 andiany faha-XVIII Famaranana teny Antanandrano

Lavo ny andrarezina, izay no azo hamitinana ny ampahany tamin'ny lalao famaranana Foot à 07 sy Foot à 09 andiany faha-XVIII nokarakarain'ny Amitie Sportive et Socio-Culturelle Avaradrano, ho an'ny sokajy 10 , 13 , 15 , 17 taona ary ny senior sy veteran ary ny vehivavy,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Aogositra 2017
Sport.Voatendry ny IJF na ny Federasiona Iraisam-pirenen’ny taranja Judo

, ny zoma lasa teo nandritra ny Fivoriamben’ity rafitra ity natao tany Budapest, Hongrie, ho Tale Iraisam-pirenena ho an’ny fampandrosoana ny Judo ,na « Directeur international du Développement du Judo » ny filohan’ny Federasion’ny Judo Malagasy, Siteny Randrianasoloniaiko.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Aogositra 2017
Sport.Fifandonan’i Mayweather sy Mc Gregor Resa-bola no tena marina

Noporofoin’ilay Amerikanina Lloyd Mayweaher tany Las Vegas ny sabotsy lasa teo fa mbola anisan’ireo mafy sy kinga eran-tany izy raha ny taranja boxe no resahana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Aogositra 2017
Sport.Rallye TMF 2017 Norombahin’i Yves sy Nitro

Norombahin’i Yves sy Nitro nitondra ny fiara Subaru Impreza N° 10 (Tmf/Asacm)

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Aogositra 2017
Sport.Volley-Ball Analamanga Fantatra avokoa ireo tompondaka

Tontosa tetsy amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina omaly alahady 27 aogositra tontolo andro ireo lalao famaranan’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Analamanga 2017 taranja volley-ball.

Hamaky ny tohiny
FTT