- Sabotsy 02 Septambra 2017
Sport.Ady totohondry Malagasy Hatao eto Antananarivo ny tompondaka nasionaly
Tsy miraviravy tanana izahay mpitantana ny ady totohondry Malagasy,
Hamaky ny tohinyTsy miraviravy tanana izahay mpitantana ny ady totohondry Malagasy,
Hamaky ny tohinyNy sabotsy 2 sy alahady 3 septambra no hanombohan’ny fifanitsanana ho amin’ny fiadiana ny amboara ny seksiona Ambatondrazaka eo amin’ny taranja baolina kitra diviziona faharoa.
Hamaky ny tohinyTaorian’ireo lalao ampahefa-dalana vita omaly zoma 01 septambra ka nahazoana ireo vokatra :
Hamaky ny tohinyManomboka ny alatsinainy 4 septambra 2017 izao no hanatanterahana any Toamasina ny ho tompondakan’i Madagasikara amin’ny taranja volley-ball sokajy “tanora” U 18 sy U 20 lahy sy vavy.
Hamaky ny tohinyMbola mitohy avokoa ireo lalao rugby eto Analamanga na dia mitoetra hatrany aza ny disadisa ara-pitantanana.
Hamaky ny tohinyLalao 9 be izao no hanombohana ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara 2017 eo amin’ny taranja baolina kitra anio zoma 1 septambra 2017.
Hamaky ny tohiny