Sport

Tsipy kanetibe sokajy vehivavy sy tanora Tompondaka 2017 i Mihaja sy Mialy ary i Tendry sy Newton


  • Alatsinainy 18 Septambra 2017

Notanterahina tetsy amin’ny boulodrôme Paddock tetsy Mahamasina ny sabotsy 16 sy alahady 17 septambra teo ny “Grande Finale” 2017

amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny lalao tsipy kanetibe olon-droa miaraka  vehivavy sy olon-droa miaraka “jeune”. Voahosotra ho tompondaka 2017 ka hisolotena an’i Madagasikara any amin’ny “Mondial pétanque” hotanterahina any Chine manomboka amin’ny 4 novambra izao i Mihaja sy Mialy (Bic Ambohimahasoa) nandresy 13 – 11 an’i Mirana sy Hasina (3Fb) ary  i Tendry sy Newton (Unoh Antsirabe) nandresy 13 – 10 an’i Serge sy Manitra (Cbt).

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT