- Sabotsy 26 Aogositra 2017
Sport.Rugby à XV Hitohy ireo lalao eto Analamanga
Hitohy hatrany ireo lalao rugby à XV tontosaina eto Analamanga ankehitriny ka ho an-dry zareo eo anivon’ny « Commission Technique Fédérale »
Hamaky ny tohinyHitohy hatrany ireo lalao rugby à XV tontosaina eto Analamanga ankehitriny ka ho an-dry zareo eo anivon’ny « Commission Technique Fédérale »
Hamaky ny tohinyHangotraka ny famaranana ny taom-pilalaovana 2017 eo amin’ny taranja volley-ball eto amin’ny ligin’Antananarivo amin’ny alahady 27 aogositra izao etsy amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina.
Hamaky ny tohinyHanainga anio zoma eny amin’ny Cci Ivato ireo mpifaninana 23 handray anjara amin’ny dingana faha-4 ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara 2017 karakarain’ny Tmf Rallye sy ny Asacm.
Hamaky ny tohinyTaorian’ny dingana voalohany notontosaina tany Mahajanga ny 4-12 aogositra 2017 teo dia hiatrika ny dingana faharoa eny amin’ny kianjan’i Carion eto Antananarivo manomboka ny 25 aogositra izao ka hifarana ny sabotsy 2 septambra 2017 ireo ekipa 8 ao anatin’ny baolina kitra vehivavy "Division Elite".
Hamaky ny tohinyTany Mahajanga hatrany no nanatanterahana ireo andiany 12 tamin’ny Rallye TMF. Niova kely tamin’ity andiany faha-13 ity satria eto Antananarivo indray no hatao ny 24,25 ary 26 aogositra 2017.
Hamaky ny tohinyNalaza fa nihetsika ambalavelona teo am-panaovana lalao hand-ball tany amin’ny kianjan’ny Lycée Philibert Tsiranana any Mahajanga ny ankizy mpianatra 8 vavy avy ao amin’ny ekipan’ny Ceg Faratsiho Vakinankaratra ny talata 22 aogositra lasa teo.
Hamaky ny tohiny