- Talata 24 Oktobra 2017
Sport.Basikety - Tompondakan’i Afrika Fiba 3 x 3 Amin’ny alakamisy izao no ho fantatra ny Malagasy 4
Amin’ny alakamisy 26 oktobra 2017 no ho fantatra ireo mpilalao 4 hisolotena antsika Malagasy hiatrika ny ho tompondakan’i Afrika andiany voalohany eo amin’ny taranja basikety na ny Fiba 3 x 3 hotontosaina any Lomé Togo ny 3 ka hatramin’ny 5 novambra ho avy izao.
Hamaky ny tohiny