Sport

Thb Champion’s League dinganafaharoa


  • Talata 03 Oktobra 2017

Mbola mitarika ny CNaPS Sport syElgeco Plus Tontosa ny alahady 01 oktobra 2017 ny andro faharoan’ny dingana faharoa

 amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’I Madagasikara amin’ny baolina kitra na ny « Thb Champion’s League Malagasy ».

Vokatra azo tamin’izany :

 

SITE  :MAHAJANGA

FC Maeva2- 2 Varatraza

Hzam0 - 0 Ajesaia

CNaPS Sport 1 – 1Ussk

 

SITE  : FIANARANTSOA

Fc Angèle1 – 1 Top Dom

Cosfa  1 – 0  Rts Jet Mada

Zanak’AlaFc  0 - 2  Elgeco Plus

 

NtsoavinaEvariste

 


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT