- Alatsinainy 30 Oktobra 2017
Sport.Baolina kitra sokajy U 17 Tompondaka eran-tany 2017 i Angletera
Voahosotra ho tompondaka eran-tany eo amin’ny taranja baolina kitra sokajy U 17 voalohany teo amin’ny tantarany ny Rojita Anglisy rehefa nandavo 5-2 ny ekipam-pirenena U 17 Espaniola ny sabotsy 28 oktobra teo tany Calcutta any Inde.
Hamaky ny tohiny