Sport

Mondial 2018 andiany faha-21 any Rosia 23 amin’ireo firenena 32 no efa fantatra


  • Talata 24 Oktobra 2017

Firenena 23 amin’ireo 32 maneran-tany handray anjara amin’ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany amin’ny baolina kitra hotontosaina any amin’ny kianja 12 any Rosia ny 14 jona – 15 jolay amin’ny taona 2018 no efa fantatra anarana ankehitriny :

Eropa : Russie (firenena mpampiantrano), Belgique, Allemagne, Angleterre, Espagne, Islande, Pologne, Serbie, France, Portugal
Amsud : Brésil, Uruguay, Argentine, Colombie
Concacaf : Mexique, Costa Rica, Panama
Afrika : Nigeria, Egypte
Asia : Iran, Japon, Corée du Sud, Arabie Saoudite

Mbola hisy firenena 9 hanampy an’ireo amin’ny alalan’ny fanaovana “barrage” sy lalao fifanintsanana farany any Afrika.

Ireo hanao « barrage » any Eropa : Suède, Suisse, Irlande du Nord, Irlande, Danemark, Italie, Grèce, Croatie
Ireo hanao « barrage »  iraisan’ireo kaontinanta  : Pérou-Nouvelle-Zélande   ;                                                                            Australie-Honduras

Tsara toerana ho tafita ho any Rosia ho an’i Afrika : i Maroc sy Tunisie ary i Sénégal.

Tena tsy ho hita any Rosia kosa i Pays-Bas, Chili, Cameroun ary  Etat-Unis.

 

Razafed Zanany


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT