Sport

Baket 3 x 3 Malagasy Hanainga anio sabotsy ho any Togo


  • Sabotsy 28 Oktobra 2017

Anio sabotsy 28 oktobra 2017 tolakandro no hiala eto an-tanindrazana hihazo an’i Lomé Togo toerana hiatrehan’izy ireo ny fiadiana ny ho tompondakan’ i Afrika andiany voalohany eo amin’ny taranja basket 3 x 3 na ny Fiba 3 x 3

 

 manomboka ny 3 ka hatramin’ny 5 novambara 2017 ny delegasiona Malagasy ahitana ireo mpilalao 4 mirahalahy dia i Mbolatiana Claudio Rajaonarivony, Rick Ley Loubacky, Fabrice Constant Mandimbison ary Elly Randriamampionona sy filohan’ny delegasiona iray, Rina Randrianarisoa. 12 ny firenena handray anjara amin’ity fifaninanana ity dia i Madagascar/Togo/Bénin/Côted'Ivoire/Égypte/Gambie/Ghana/Mali/Mauritanie/Niger/Nigeria/Ouganda.

 

Ntsoavina Evariste

 


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT