Sport

Barea Hikatroka amin’i Comores Navoakan’ny mpanazatra Dupuis ny anaran’ireo mpilalao


  • Sabotsy 28 Oktobra 2017

Navoakan’ny mpanazatra Nicolas Dupuis ny anaran’ireo mpilalao nantsoiny hiatrika ny fihaonana ara-pirahalahiana hifanandrinana amin’ny ekipam-pirenena Kaomoriana any Frantsa ny alatsinainy 11 novambra 2017 ho avy izao.

 Mpiandry harato : Ibrahima Dabo (Fc Cobelin),  Melvin Adrien (Ac Amiens)

Vodilaharana : Toavina Rambeloson (Vs Toucoing),  Pascal Razakanantenaina (Arras Football Association),  Thomas Fontaine (Clermont Foot 63),   Fabien Boyer (Us Créteil),  Jérôme Mombris (Gfc Ajaccio).

Irakiraka : Anicet Abel Andrianantenaina (Pfc Ludogorets Razgrad),   Ibrahim Amada (Club Moutoudia Alger),  Zotsara Randriambololona (Fc Royal Antwezrp),  Marco Ilaimaharitra (Sporting de Charterol), Jean Stéphan Raheriharimanana (Red Star),  Dimitry Caldin (So Cholet),  Rinjala Raherinaivo (Fc Siop),  Lalaina Nomenjanahary (Paris Football Club).

Lohalarana : Ima Faneva Andriatsima (Fc Sochaux Montbéliard),  Paulin Voavy (Masr El Makassa),  Carolus Andriamahitsinoro (Chod Madinah), Henry Charles Gladyson (Us Sainte-Marienne).

 

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Lamba
  • Zoma 27 Novambra 2026

maloton'ny FMF

  • Tsipy
  • Alakamisy 26 Novambra 2026

kanetibe

  • Taranja
  • Alarobia 25 Novambra 2026

Tsipy Kanetibe

  • Coupe du
  • Talata 24 Novambra 2026

monde de pétanque

  • Rayan Raveloson
  • Talata 24 Novambra 2026

Nangidy ny herinandro

  • Filazàna fa
  • Zoma 20 Novambra 2026

mandeha ny fitantanana ny kitra malagasy

Hijery ny tohiny
FTT