Sport

Baolina kitra sokajy U 17 Tompondaka eran-tany 2017 i Angletera


  • Alatsinainy 30 Oktobra 2017

Voahosotra ho tompondaka eran-tany eo amin’ny taranja baolina kitra sokajy U 17 voalohany teo amin’ny tantarany ny Rojita Anglisy rehefa nandavo 5-2 ny ekipam-pirenena U 17 Espaniola ny sabotsy 28 oktobra teo tany Calcutta any Inde.

 Efa nitarika 2 no ho 0 tamin’ny alalan’ny baolina matin’i Sergio Gomez (10’, 31’). Nihoitra mafy anefa ry zareo Anglisy ka nahatafiditra baolina 5 be izao taorian’izany i Brewster (44’), Gibbs-White (58’), Foden (69’, 88’) ary Guehi (84’).  I Brezila nandresy an’i Mali 2-0 no nitana ny laharana faha-3 tamin’ity fifaninanana ity.

Ntsoavina Evariste


  

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT