Sport

Mondial Pétanque junior 2017 Tompondaka eran-tany indray ny Malagasy


  • Alarobia 08 Novambra 2017

Norombahin’ny ekipa Malagasy tamin’ny alalan-dry Tendry-Newton-Zigla-Miandritiana tany Chine omaly ny amboara voalohany tamin’ny fiadiana ny tompondaka eran-tany amin’ny « Pétanque junior 2017 ».

 

 Isa 13 no ho 9 no nandresen’izy ireo ny ekipan’i Lafrantsa. Fandresena 8 ary faharesena iray no azon’ny Malagasy tamin’ireo lalao rehetra nataony : Madagascar-Japon (13-6), Madagascar-Monaco (13-0), Madagascar-Espagne (13-7), Madagascar-Italie (8-7),  France-Madagascar ( 8-9), Madagascar-Vietnam (13-7), Madagascar-France (13-9).

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT