Sport

Rugby Analamanga Amin’ny alahady 11 novambra izao no hitohy


  • Talata 07 Novambra 2017

Araka ny fanambarana nataon’ireo mpikarakara ny fifaninanana rugby eto Analamanga dia ny “Comité Technique Fédérale”

 

tantanan’Atoa Randrianarisoa Rija eo ambany fiahian’ny Malagasy rugby an-daniny izay mikarakara ny lalao tanterahina eny amin’ny kianjan’i Makis eny Andohatapenaka sy ny Analamanga rugby tarihan’Atoa Ravelojaona Andry La Pie an-kilany izay manatanteraka ny fifaninanana etsy Malacam Antanimena, dia amin’ny alahady 11 novambra izao avokoa no hisokatra indray ireo fifaninanana karakarain’izy ireo. Ho an’ity farany dia voalaza fa andro faran’ny fifanintsanana no hatrehana mialoha ny hidirana amin’ny “phase finale”. Handrandraina fatratra ny fihaonan’ny 3Fb sy Soe.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT