Sport

« Tournoi Allée des Baobabs » Morondava Anio ny lalao manasa-dalana


  • Zoma 10 Novambra 2017

Hotanterahina anio zoma 10 novambra ao amin’ny kianja filalaovan’ny Gendarmerie any Morondava ireo lalao manasa-dalan’ny fifaninanana

 
“Tournoi Allée des Baobab” karakarain’ny kolonely Patou sy Herilanto Randriamanalina na i Baomba.  Marihina fa nanomboka ny 4 novambra teo ary hifarana rahampitso sabotsy 5 novambra 2017 ity fifaninanana ity.

 

Fandaharan-dalao :

 

18h00: SBBC Boeny # COSPN Analamanga

: ASCB Boeny  # ASCUT Atsinanana

 

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT