Sport

RIM andiany faha-38 Handalo etsy amin’ny kianjan’i Mahamasina


  • Alakamisy 09 Novambra 2017

Efa mipetrapetraka daholo ankehitriny ny rindran-damin’ny hanatanterahana ny Rallye International de Madagascar (RIM) andiany faha-38 karakarain’ny Fsam ka ho tontosaina eto Antananarivo ny 10 sy 11 ary ny 12 novambra izao.

  Halaviran-dalana mirefy 491,49 km no hodiavin’ireo fiara 29 handray anjara ka ny 178,5 km amin’io dia dingana manokana avokoa izay notsinjaraina ho 17 ny isany ka ny 4 amin’izany dia ho tanterahina ao amin’ny “circuit stade de Mahamasina” noho ny fiaha-miasa matotry ny FSAM amin’ny CUA ary dia ao amin’ity toerana ity ihany koa no fiaingana sy fahatongavan’ity rallye ary fanolorana ireo amboaran’ny mpandresy. Tazana ao anaty listra ireo kalaza ankehitriny eo amin’ity taranja ity toa an-dry Ndrianja sy Fanja, Gerard sy Teddy, Tahina sy Baovola, Alcazaria sy Mi,Hery Be sy Fafah, Boom sy Tax, Nirina sy Alcazaria JR sns…ary fantatra fa hisy “equipage” Frantsay iray koa handray anjara.

 

Ntsoavina Evariste

 


 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT