Sport

Lalao miverin’ny « Poules des AS » Misongadina ny CNaPS Sport sy ny Elgeco Plus


  • Alakamisy 09 Novambra 2017

Tontosa omaly alarobia 08 novambra 2017 tao amin’ny kianjan’Ampasambazaha Fianarantsoa ny andro voalohan’ny lalao famerenana baoliina kitra « Poules des As Thb Champion’s League Malagasy 2017 » ka nahazoana ny vokatra :

 

 Elgeco Plus  5 – 2  Hzam ary  CNaPS Sport  3 – 1  Cosfa. Mbola mitarika vonjimaika eo amin’ny filaharana ankapobeny araka izany ny CNaPS Sport manana isa 12 arahin’ny Elgeco Plus isa 9. Mbola isa 1 avy kosa ny an’ny Hzam sy ny Cosfa. Rahampitso zoma 10 novambra no hanatanterahana ny andro faharoa, mbola any Fianarantsoa hatrany : Elgeco hifandona amin’ny Cosfa ary  CNaPS Sport  hifanandrina amin’ny Hzam.

 

Ntsoavina  Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT