Sport

Rugby Tsinjaka 2 Nahomby ny hetsika tamin’ny ankapobeny


  • Alatsinainy 27 Novambra 2017

Nahavory olona nahafeno kianja ny hetsika Rugby Tsinjaka niarahan’ny lalao rugby niandrasana ny fihaonan’i Ftm Manjakaray sy Usa Ankadifotsy (15-13) sy ny seho an-tsehatr’ireo mpanakanto malaza toa an-dry Black Nadia, Mijah, Jean Aimé,

 

 nokarakarain’ny Soees notarihan-dRakotomanalina Vévé teny amin’ny kianjan’i Makis teny Andohatapenaka omaly alahady 26 novambra. Afa-po izahay mpikarakara tamin’ny famalian’ny rehetra ny antso na dia teo aza ny sakantsakana samihafa, hoy ity filoha ity, ka tena tafita ilay tenin’ny soratra masina novoizina dia ny hoe :  « Ho iray ihany isika rehetra ». Manantena hihaona amin’ny rehetra indray amin’ny andiany faha-3.

 

Ntsoavina Evariste

 


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT