Sport

Rugby à XV rahampitso alahady Hangotra ny kianjan’i Makis sy Malacam


  • Sabotsy 25 Novambra 2017

Samy hahitana lalao rugby goavana tahaka ny mahazatra ny eny amin’ny kianja Makis eny Andohatapenaka sy ny etsy amin’ny kianja Malacam Antanimena rahampitso alahady 26 novambra 2017.

Samy fihaonana mangotraka avokoa no harahina amin’izany ka eny Andohatapenaka dia handrasana ny fihaonan’ny Ftm Manjakaray sy Usa Ankadifotsy ravahan’ny seho an-tsehatra hiarahana amin’ny mpanakanto malaza toa an-dry Black Nadia, Mijah, Jean Aimé, Tinah-Ti sy Mem’s Akademia ao anatin’ilay hetsika Rugby Tsinkaka andiany faha-2 karakarain’ny Soees. Etsy Malacam Antanimena kosa dia ny 3Fb sy ny Tam Anosibe ho hiatrika ny « Finale des Poules »  hiadiana omby mifahy karakarain’ny Analamanga rugby.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Tsindrin'i Etazonia
  • Talata 28 Aprily 2026

momba ny Mondial 2026

  • FANATANJAHANTENA
  • Talata 28 Aprily 2026

AN-TSEKOLY

  • Disadisan'ny
  • Alatsinainy 27 Aprily 2026

Federasiona sy ny Mpitsara

  • Kianja BAREA Mahamasina
  • Zoma 24 Aprily 2026

Telo andro ho an'ny Fanatanjahantena

  • Kianjan’i Mahamasina
  • Alarobia 08 Aprily 2026

Kasaina hovaina bozaka

  • Kintan'ny Kitra Malagasy
  • Alatsinainy 16 Martsa 2026

Nodimandry i Dezy Ramasy

Hijery ny tohiny
FTT