Nitohy omaly talata 5 desambra 2017 ny fiadiana ny ho tompondaka nasionalin’ny basikety 2017 miverina sokajy N1 A lahy sy vavy izay notontosaina tetsy amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina rehefa niala sasatra kely ny alatsinainy 4 desambra.
Niavaka tamin’izany ny fandravaravan’ny ekipan’ny Fandrefiala Analamanga ny Bc Est Atsimo Andrefana tamin’ny elanelan’isa 80 be izao teo amin’ny sokajy Vehivavy.
Vokatra azo :
D): JEA Vakinankaratra # ASA Analamanga: 97 - 46
D): Fandrefiala Analamanga # BC EST Atsimo Andrefana : 119 - 39
H): CHALLENGER Analamanga # MB2ALL Analamanga : 64 - 88
(H): COSFA Analamanga # SEBAM Boeny : 96 - 66
(D): TAMIFA Amoron'i Mania # ASE Haute Matsiatra : 74 - 42
(H): TMBB Analamanga # COSMOS DIANA : 64 - 84
(H): 2BC Vakinankaratra # COSPN Analamanga : 59 - 90
(H): ASCB Boeny # ASCUT Atsinanana : 61 - 68
(D): MB2ALL Analamanga # SBBC Boeny : 56 - 62
(H): GNBC Vakinakaratra # SBBC Boeny : 36-69
Ntsoavina Evariste
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.