Basikety N1 A lahy sy vavy Fantaro ireo hiatrika ny 1

2-dalana anio


  • Sabotsy 09 Desambra 2017

Anio no hanarahana ny lalao manasa-dalana rehetra eo amin’ny fifaninanana fiadiana ny ho tompondaka nasionalin’ny basikety baolina miverina sokajy N1 A lahy sy vavy hotontosaina ety amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina.

 
Sokajy Vehivavy : 12h30-(D): JEA Vakinankaratra # MB2ALL Analamanga ;
14h15-(D) : SBBC Boeny # FANDREFIALA Analamanga

Sokajy Lahilahy : 16h00-(H) : SBBC Boeny # GNBC Vakinankaratra ASCB Boeny ; 17h45-(H) : ASCB Boeny # ASCUT Atsinanana.

 

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT