Sport

Rugby à XV Tompondakan’Analamanga


  • Sabotsy 09 Desambra 2017

Samy hahitana fifandonana mahasarika mpitia lavalava avokoa eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Analamanga taranja rugby à XV

  hotontosaina rahampitso alahady 10 desambra na ho an’ny lalao karakarain’ny “Comité Technique Fédérale” hotanterahina eny amin’ny kianjan’i Makis Andohatapenaka hiandrasana ny fihaonan’ny Usa sy ny Uirc sy ny an’ny XV Fa sy ny  3F5 ary ny an’ny Stm sy Ikopa, na izay hokarakarain’ny Analamanga rugby etsy amin’ny kianja Malacam Antanimena hiandrasana ny « match de barrage » hihaonan’ny Tam sy Fta ary ny manasa-dalana hifanandrinan’ny 3Fb sy Irc.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT