Sport

Marathon international de Tana Nanimba saina atleta ny pesta


  • Talata 19 Desambra 2017

Naneho fisaorana ireo rehetra nitoto nahafotsy sy nahandro nahamasaka ny hetsika Marathon international de Tana andiany faha 17 teo tetsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy fanatanjahantena Mahamasina ny faran’ny herinandro teo ireo mpikarakara ny hetsika.

 

 Isan’ny nahavelom-bolo ny nandrombahana atleta malagasy medaly maro na dia nanemban-drahona ny hetsika aza ny fandalovan’ny valan’aretina Pesta teto amintsika, raha ny fanazavana. Vokatr’iny toe-draharaha iny dia nisy fihemorana 15 andro ny fikarakarana izay hita ho somary nanimba ny sain’ireo atleta ihany, hoy ny mpikarakara. Nisy delegasionina renioney sy seiseloi koa tsy tonga kanefa dia atleta niisa 612 be izao. Niisa 1270 toy ny tamin’ny andiany faha 16 ihany sisa ireo nandray anjara na dia tokony nahatratra 2000. Efa hita ny lesoka rehetra ary ho arenina ka amin’ny oktobra 2018 indray no fotoana manaraka.

J. Mirija


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT