Sport

“MFB National Championship” Nangotraka tanteraka i Mahamasina


  • Alakamisy 21 Desambra 2017

Ambohipihaonan’ireo mpiasan’ny ministeran’ny vola sy ny teti-bola Malagasy niatrika ny fifaninanana “Jeux Coorporatif” hifanandrinan’ireo sampandraharaha rehetra ao aminy toy ny CSC, ny DGI, DGF sns…

manerana ny Nosy ny kianjan’i Mahamasina manontolo nanomboka omaly alarobia 20 desambra 2017 hitohy anio alakamisy sy rahampitso zoma 22 desambra. Ny filaharambe an’ireo mpandray anjara rehetra amin’ity hetsika ity izay nahitana ny mpilalao baolina kitra, basikety baolina, volley-ball, tsipy kanetibe, tenisy, tenisy ambony latabatra, echec, belote ary dihy no nanombohana ny hetsika tetsy amin’ny kianjan’i Mahamasina omaly. Aorian’ny fanolorana ny amboara hoan’ireo mpandresy etsy Mahamasina ny zoma izao dia hihazo avy hatrany ny toerana Batou Beach eny Ambohimanambola ireo mpiasan’ny MFB rehetra miaraka amin’ny rehetra tsy an-kanavaka hiara-hitotorebika amin’izy ireo ka hahita maso izany MFB Miara-misôma izany.

 

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT