Sport

Kianja mitafo Soavita - Toamasina Nahazo fitaovana manara-penitra


  • Alarobia 20 Desambra 2017

Tao anatin’ny fanatanterahana ny “Tounoi basket veterans "Lakana tsara voha" notontosain’ny ligin’ny basiketin’Atsinanana ny faha-15 sy 16 desambra teo ka nahazoan’ny ekipa vehivavin’ny JCBA Analamanga


sy ny lehilanin’ny ASCUT Atsinanana fandresena no nanoloran’ny mpanolontsaina manokan’ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina, Mbola Rajaonah, ofisialy ny “panneaux plexiglas” miaraka amin’ny “cerceaux flexible” filalaovana taranja basikety manaraka ny fenitra iraisam-pirenena hoan’ny kianja mitafon’i Soavita. Avy amin’Atoa  filoham-pirenena Malagasy izany fitaovana manara-penitra izany niaraka tamin’ny fanavaozana ny gorodon’ny  kiana filalaovana ao amin’ity toerana ity. Nisy ihany koa fanoloran’ny filohan’ny Fmbb, Ramaroson Jean Michel, baolina filalaovana ho an’ny ligin’ny basikety any Atsinanana mba ho fampiroboroboana an’ity taranja ity hoan’ny tanoran’i Toamasina.

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT