Sport

Kitra - Fifidianana filohan’ny ligy Afaka herinandro ny fanapahan-kevitra


  • Sabotsy 23 Desambra 2017

Andrasan’ny maro tokoa ny ho tohin’ny fifidianana filohan’ny ligin’ny baolina kitra manerana ny Nosy,

indrindra ny mikasika an’ireo Faritra tsy nahatontosana fifidianana tamin’ny 15 desambra lasa teo, dia tany amin’ny ligin’i Matsiatra Ambony sy tany Vatovavy Fitovinany ary tany Bongolava noho ny tranga niseho manokana niseho tany amin’ireo toerana ireo avy tamin’io andro io. Raha ny fanazavana farany azo avy amin’Atoa Ravelonarivo Alain Eddie, filohan’ny komity nasionalin’ny fifidianana baolina kitra Malagasy, dia ho fantatra amin’io herinandro faran’ny volana desambra hitsidika io ny fanapahan-kevitra noraisiny mikasika an’ireo fifidianana tsy vita ireo.

 

Ntsoavina Evariste

 


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT