Sport

Basikety 3 x 3 Ambatokaranana Nifanome tanana ny Mamiratra sy ny Tamia


  • Talata 26 Desambra 2017

Nanatontosa “Tournoi basiket FIBA 3 x 3” niendrika fifaninanana Mafy be teny amin’ny kianja filalaovana teny Ambatokaranana ny fikambanana Mamiratra mpikarakara tanora tarihan-dRtoa Harilanto Andriamanantena ny alahady 24 desambra lasa teo.

 

 Sady ho fitaizana tanora araka ny tarigetrany sy ho fankalazana ny fetin’ny noely no antony nikarakarana ny hetsika ka nanolo-tanana tamin’ny tohana rehetra tamin’izany araka ny tarigetrany “manolotra tsy misy tambiny” kosa ny fikambanana Tamia tarihan’ny filohany Randriamahefa Benjamina ary nanolotra ihany koa vatomamy ho an’ireo kilongan’ity fokontany ity noho ny fetin’ny Noely. Vokatra azo : U 14-AKABB – BCA 12-8)  ;  Vehivavy-ASA – BC TEAM (10-6)   ;  Sénior-ASM – REFLET (21-19).

 

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT