Rugby Gold Top 8 Ftm sy Stm ary Cosa sy Usa no hifandona amin’ny 1

2 –dalana


  • Talata 16 Janoary 2018

Vokatry ny andro faha-3 n’ny lalao rugby à XV “Gold Top 8” notontosaina teny amin’ny kianja Makis teny Andohatapenaka ny alahady 14 janoary 2018 dia fantatra ankehitriny ireo fileovana hiatrika ny 1/2-dalan’ity fifaninana ity izay ho tontosaina ny alahady 21 janoary izao eny Andohatapenaka ihany

 

: Ftm # Stm savony eo amin’ny andaniny ary Cosfa # Usa ankilany.

Voka-dalao andro faha-3 teny Andohatapenaka

Sokajy vehivavy

Ftm 03 - 10 Scb

D1 Elite Federale

Ikopa 30 – 23  3F5

Jsta 39 - 26 Uirc

Cosfa 12 - 09 Stm

Ftm 20 - 08 Usa

 

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT