- Talata 06 Febroary 2018
Sport.Rugby tetsy Malacam Voahosotra ho tompondakan’Analamanga vehivavy ny 3Fb
Niara-dalana tamin’ny fanombohan’ny fiadiana ny amboaran’Analamanga tetsy amin’ny kianja Malacam notontosaina tamin’ny alahady 4 febroary 2018 teo ny lalao famaranana tamin’ny fiadiana ny ho tompondakan’Analamanga 2017 amin’ny lalao rugby Malagasy.
Hamaky ny tohiny