• Alatsinainy 15 Janoary 2018
Sport.Cjsoi, Lalao Afrikanina, Lalao Olimpika Nilaza ny programanasany ny minisitry ny fanatanjahantena

Nambaran’ny ministry ny tanora sy fanatanjahantena Malagasy, Andriamosarisoa Jean Anicet, ambangovangony tamin’ny mpanao gazety tetsy amin’ny birao fiasana tetsy Andohan’Analakely, tamin’ny sabotsy 13 janoary teo, ny praogramanasa taona 2018 ho tanterahin’ity ministera tarihany ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Janoary 2018
Sport.Fifidianana filohan’ny ligin’ny rugby - Analamanga 3 ireo kandida ofisialy navoakan’ny CER

Navoakan’ny CER na Commission Electorale Régionale eo amin’ny sehatry ny rugby eto Analamanga teny amin’ny kianja Makis omaly alahady 2018 ny anaran’ireo kandida ofisialy hifaninan-kofidiana ho filoha vaovao hitantana ny ligin’ny rugby eto Analamanga taorian’ny fitsipaham-pitokisana nataon’ireo seksion’ny rugby 3 misy ao anatin’izany ligy izany tamin’ny faramparan’ny taona 2017 iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Janoary 2018
Sport.Neymar Jr Tadiavin’ny Real Madrid halaina

Mandeha be ny resaka amin’izao fotoana fa te hahazo mafy an’i Neymar Jr mba hilalao ao amin’ny Real de Madrid ity klioba tarihan’i Zinédine Zidane ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Janoary 2018
Sport.Kintan’ny Fanatanjahantena Malagasy Randriamalaza Jean Christian

“Nampiredareda ny fitiavan-tanindrazana tato anatiko ny spaoro”

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Janoary 2018
Sport.Rugby à XV GOLD TOP 8 Lavon’Ambondrona tamin’ny moka fohy ny Cosfa

Tontosa soa amantsara omaly alarobia 10 aogositra teny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka ny andro faha-2 an’ilay fifaninanana rugby à XV “Gold Top 8”

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Janoary 2018
Sport.Razafimbelo Norbert sy ny Analamanga rugby Kandida be fitetika miaraka amin-dRajaonarimampianina

Atoa Razafimbelo Norbert mpitantana ny fileovana AFA Ankazomanga ankehitriny hatreto no hany kandida efa nametraka ny antontan-taratasy filatsahan-kofidiana ho filoha vaovaon’ny rafitra ligin’ny rugby eto Analamanga teny amin’ny biraon’ny Malagasy Rugby hifarana ny sabotsy 13 janoary ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
FTT