Sport

Rugby seksiona Antananarivo Renivohitra Miato kely aloha taorian’ireo lalao ampahavalon-dalana faharoa


  • Talata 30 Janoary 2018

Tontosa tamin’ny an-tsakany sy an-davany ireo lalao rugby ampahavalon-dalana andiany faharoa nokarakarain’ny seksiona Antananarivo Renivohitra notontosaina tetsy amin’ny kianja Malacam Antanimena ny alahady 27 janoary 2018 teo. Tontosa tamin’ny an-tsakany sy an-davany ireo lalao rugby ampahavalon-dalana andiany faharoa nokarakarain’ny seksiona Antananarivo Renivohitra notontosaina tetsy amin’ny kianja Malacam Antanimena ny alahady 27 janoary 2018 teo.

 

Araka ny fivoriana notinapak’ity seksiona Antananarivo Renivohitra ity izay nivory toy ny mahazatra azy omaly alatsinainy 28 janoary dia miato kely aloha ny fanohizana ny fifaninanan-dry zareo mba hahafahan’ny eo anivon’ny Analamanga Rugby miroso amin’ny fiadiana ny “Coupe d’Analamanga 2017” manomboka amin’ny alahady 4 febroary 2018.

Voka-dalao tetsy Malacam :

Csa 15 – 10 Tafia   

Cfa 13 – 11 Espoir   

Hiza 17 31 – 06 Fca   

XV Volks 15 – 08 Jamaïc  

Cosm du Sud 12 -06 Usa Ankadifotsy 

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Tsindrin'i Etazonia
  • Talata 28 Aprily 2026

momba ny Mondial 2026

  • FANATANJAHANTENA
  • Talata 28 Aprily 2026

AN-TSEKOLY

  • Disadisan'ny
  • Alatsinainy 27 Aprily 2026

Federasiona sy ny Mpitsara

  • Kianja BAREA Mahamasina
  • Zoma 24 Aprily 2026

Telo andro ho an'ny Fanatanjahantena

  • Kianjan’i Mahamasina
  • Alarobia 08 Aprily 2026

Kasaina hovaina bozaka

  • Kintan'ny Kitra Malagasy
  • Alatsinainy 16 Martsa 2026

Nodimandry i Dezy Ramasy

Hijery ny tohiny
FTT