Sport

Rugby seksiona Antananarivo Renivohitra Miato kely aloha taorian’ireo lalao ampahavalon-dalana faharoa


  • Alakamisy 01 Febroary 2018

Tontosa tamin’ny an-tsakany sy an-davany ireo lalao rugby ampahavalon-dalana andiany faharoa nokarakarain’ny seksiona Antananarivo Renivohitra notontosaina tetsy amin’ny kianja Malacam Antanimena ny alahady 27 janoary 2018 teo.

 

 Araka ny fivoriana notinapak’ity seksiona Antananarivo Renivohitra ity izay nivory toy ny mahazatra azy omaly alatsinainy 28 janoary dia miato kely aloha ny fanohizana ny fifaninanan-dry zareo mba hahafahan’ny eo anivon’ny Analamanga Rugby miroso amin’ny fiadiana ny “Coupe d’Analamanga 2017” manomboka amin’ny alahady 4 febroary 2018.

Voka-dalao tetsy Malacam :

Csa 15 – 10 Tafia   

Cfa 13 – 11 Espoir   

Hiza 17 31 – 06 Fca   

XV Volks 15 – 08 Jamaïc  

Cosm du Sud 12 - 06 Usa Ankadifotsy 

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT