- Alatsinainy 22 Janoary 2018
Sport.Rugby Gold Top 8 Ny Ftm sy Cosfa no hiatrika ny famaranana
Tontosa soa aman-tsara teny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka omaly alahady 21 janoary 2018 ireo lalao ankatoky ny famaranan’ny lalao rugby à XV “Gold Top 8” na fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara karakarain’ny Malagasy Rugby.
Hamaky ny tohiny