Basikety « Coupe du Président zone nord » Hafana tanteraka ireo lalao 1

4-dalana anio


  • Zoma 09 Febroary 2018

Mitohy hatrany ny fifaninanana basikety « Coupe du Président zone nord » andiany faha-4 tontosaina nanomboka ny sabotsy 3 febroary teo ao amin’ny kianja mitafon’Antsiranana.

Taorian’ny nialan’ireo ekipa rehetra sasatra kely omaly alakamisy 8 febroary dia miditra eo amin’ny lalao 1/4-dalana ny fifaninanana anio zoma 9 febroary 2018.

lalao 1/4-dalana rahampitso zoma 9 febroary 2018.

13h00 : AS VICTOIRE (Boeny) # ESA (Sofia)

15h00 : AS CHICAGO (DIANA) # DCA (DIANA)

17h00 : COSMOS (DIANA) # AS DOUANES (DIANA)

19h00 : SEBAM (Boeny) # ABBS (SAVA)

 

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT