Sport

Tsipy kanetibe « Triplette Boss » Fantatra indray ireo 16 vaovao hiatrika ny Grande finale


  • Talata 06 Febroary 2018

Ekipa olon-telo miaraka (Boos 1 sy Elites 2) miisa 16 hafa indray tamin’ireo nandray anjara tamin’ny dingana faha-2 no fantatra tetsy amin’ny Cbt Mahamasina tamin’ny alahady teo fa hanampy an’ireo 16 efa fantatra tamin’ny alahady heriny 28 janoary fa tafita hiatrika ny Grande Finale hotontosaina ao ihany amin’ny sabotsy 10 sy alahady 11 febroary izao ka hiady ny “qualification 8è Star Master Thaillande de pétanque”.

Ny “triplette” 3 voalohany, Lalaina/Jean/Tina, no nandrombaka indray ny lelavola 600.000 ariary 300.000 ariary no azon-dry Adrien/Mickaël/Hery resy teo amin’ny famaranana. Ny laharana faha-3 sy faha-4 dia samy notolorana 200.000 ariary avy.

Ireo olo-3 miaraka tafita :

1-Lalaina/Jean/Tina ; 2-Adrien/Mickaël/Hery ; 3-Tin/Newton/Lanto ; 4-Hery /Pa/Vazaha ; 5-Ta/Nary/Max ; 6-Naivo/Toky/Rola ; 7-Solofo/Jeannie/Rado ; 8-Tahiana/Yves/Yvon ; 9-Richard/Tendry/Miandritiana ; 10-Jhon/Bolo/Doda ; 11-Nosy/Rindra/Bolo :  12-Aina/Leta/Naly ; 13-Nicolas/Tahiana/Solohery ; 14-Lova/Bebera/Guy ; 15-Zefa/Ndrema/Lita ; 16-Gone/Sitraka/Jet.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT