Sport

Champions League Afrikanina Raraka ny CNaPS Sport


  • Alakamisy 22 Febroary 2018

Tapitra hatreo ny nofinofin’ny CNaPS Sport ho lasa lavitra amin’ny fifaninanana ny « Champions league » aty Afrika eo amin’ny taranja baolina kitra.

Resin’ny Klioba Ougandais KCCA tamin’ny isa 1-0 mantsy izy ireo nandritra ny lalao famerenana ho an’ny dingana savaranonando natao tao amin’ny kianjan’i Lugogo tany Ouganda omaly. Tsiahivina fa nandresy tamin’ny isa 2-1 ny CNaPS tamin’ny lalao mandroso teny Vontovorona, saingy tombony ho an’ny Ougandais kosa ny fahafatesana baolina iray taty amintsika.


Toky R

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT