- Sabotsy 27 Janoary 2018
CHAN Maroc 2018 Raikitra ireo lalao 1.4-dalana
Rehefa niato kely roa andro, ny alakamisy 25 sy ny zoma 26 janoary 2018, ny fifaninanana baolina kitra « Chan Maroc 2018 » dia miditra eo amin’ireo lalao 1/4-dalana rahampitso sabotsy 27 sy ny alahady 28 janoary 2018.
Hamaky ny tohiny