Sport

Basikety Coupe du Président Zone Ouest Ny Asb sy Cnaps samy ekipan’Itasy no hanao famaranana


  • Zoma 23 Febroary 2018

Ny Asb sy ny Cnaps samy avy any Itasy no tafita hiatrika ny lalao famaranana amin’ny fifanintsanana fiadiana ny Coupe du Président andiany faha-4 Zone Ouest ho tontosaina any Arivonimamo

amin’ny alahady 25 febroary izao ary hisolotena hiatrika ihany koa ny Play Off hotanterahina any Toliara ny 17-25 martsa 2018. Tamin’ny ankatoky ny famaranana izay notanterahina omaly alakamisy 22 febroary 2018 dia lavon’ny Asb  Itasy 111-42 ny Eb2 Itasy ihany ary ny Cnaps Itasy koa dia nandavo ny 2Bc Vakna hany ekipa vahiny tao amin’ity Zone Ouest ity. Ekipa 2 N 1 B izany no hisolotena ny Zone Ouest amin’io Play Off io.

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT