Sport

Basikety Amboaran'ny Filoha andiany faha-4 Miatrika ny manasa-dalana avokoa anio ny Faritra 2 farany


  • Sabotsy 03 Martsa 2018

Ireo lalao manasa-dalana hotontosaina ao amin'ny kianja mitafon'Ambatomena Fianarantsoa ho an'ny faritra Afovoany Atsinanana anio sabotsy 3 martsa 2018 :

 


13:30-USF HAUTE MATSIATRA # ASJF HAUTE MATSIATRA

15:00-AMI V7V # FANDRASA HAUTE MATSIATRA

 

Ireo manasa-dalana hotontosaina any amin'ny kianja mitafon'i Soavita Toamasina anio sabotsy 3 martsa 2018 ihany koa :

14:00-COSPN Analamanga # AS FANALAMANGA Alaotra Mangoro

16:00-MB2ALL Analamanga # (MBC Atsinanana ou ASCUT 2 Atsinanana)

Fandaharan-dalao  hotontosaina ny alahady  4 martsa 2018:

14:00- 3e place

16:00- Famaranana

 

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT