Sport

Baolina kitra Ligue 1 Analamanga Miditra amin’ny andro faha-3 sy faha-4 ny fifaninanana


  • Sabotsy 03 Martsa 2018

Miditra amin’ny andro faha-3 sy andro faha-4 ny fifaninanana fiadiana ny ho tompondaka 2018 ho an’ny Ligue 1 eto amin’ny ligin’Analamanga amin’ny baolina kitra.

Ny alahady 4 martsa dia ireo lalao mandroso no hotanterahina eny Carion sy etsy Mahamasina ary ny alarobia 7 martsa kosa dia ireo lalao miverina avy hatrany no mbola hotanterahina ao amin’ireo toerana ireo ihany.

Alahady 4 martsa 2018

Mahamasina : 10:00-As Adema # Tanà Formation

                         12:00-Elgeco Plus # Mama Fc

                        14:00-Cnaps Sport Tanà # Fosa Junior Tanà   

Carion : 9:00-Mi-20 # Uscafoot

              11:00-Cosfa # Cospn

Alarobia 7 martsa 2018

Mahamasina : 12:00-Cospn # Cosfa

                         14:00-Uscafoot # Mi-20

Carion : 9:00-Mama Fc # Elgeco Plus 

              11:00-Fosa Juniors Tanà # Cnaps Sport Tanà

              13:00-Tanà Formation # As Adema

Marihina fa hanomboka amin’ny sabotsy 2 martsa izao koa etsy Mahamasina ny andro voalohany amin’ny fiadiana ny ho tompondaka Ligue 2 :

 

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Tsindrin'i Etazonia
  • Talata 28 Aprily 2026

momba ny Mondial 2026

  • FANATANJAHANTENA
  • Talata 28 Aprily 2026

AN-TSEKOLY

  • Disadisan'ny
  • Alatsinainy 27 Aprily 2026

Federasiona sy ny Mpitsara

  • Kianja BAREA Mahamasina
  • Zoma 24 Aprily 2026

Telo andro ho an'ny Fanatanjahantena

  • Kianjan’i Mahamasina
  • Alarobia 08 Aprily 2026

Kasaina hovaina bozaka

  • Kintan'ny Kitra Malagasy
  • Alatsinainy 16 Martsa 2026

Nodimandry i Dezy Ramasy

Hijery ny tohiny
FTT